image

Ny Asany

Z-Yoga dia manampy ny Vision Madagascar hametraka ny dian-tanany eo @tontolon'ny ekonomia sy ny fomba fiainana malagasy. Z-Yoga, izay manana ho toy ny fototra ny soratra "Ayurvéda" dia mamaly ny filan'ny mponina iza te hikarakara ny vatany amin'ny fomba "holistique"