image

Ny Asany

Ny zanak'orinasa Vima Hydro sy Vima Hybrid Energy dia manohana hatrany ny tsinjon-koavy "Hamorona Madagasikara vaovao" amin'ny alalan'ny fametrahana sy fanosehana ny tontolon'ny angovo azo havaozina eto amin'ny firenena.