image

Ny asany

Manotrona sy manampy ny Vision Madagascar mba hisian'ny fiaraha-miasa eo amin'ny Frantsa sy Madagasikara amin'ny alalan'ny fampirafandraisana ara ekonomika sy ara-talenta. Ary koa entina hanampiana ny Vision Madagascar mba hamiratra eto @ ranomasim-be Indianina