image

Fampidirana

Noforonina tamin'ny 2021 ny ViMa Dis, orinasa iray mikendry ny hampivelatra ny fanafarana entana, ny varotra antsinjarany sy ambongadiny ny entana ankapobeny be mpanjifa na ara tsakafo na tsia, fitrandrahana ivo toerana ara-barotra, ny fisolo tena ny mpivarotra.
Ity orinasa ity dia mandray anjara amin'ny famoronana Madagasikara vaovao amin'ny alàlan'ny fampiroboroboana ny fampidirana vokatra vaovao tsara kalitao eto Madagasikara, ka hahafahana mamaly ny fitakian'ny mpanjifa. Ny kalitao, ny fahamendrehana ary ny fahasamihafana no teny telo mifehy ambadik'izany fanafarana izany.

Adiresy

ViMa Dis
Lot II J 172 J – Alarobia
101 Antananarivo – Madagasikara
Tél. +261 (0)32 11 737 38

Mail :  frederika.be@visionmadagascar.com