image

Ny Asany

Maromokotra dia manana tanjona ny hanampy tosika ny tsenan'ny fiantohana eto Madagasikara amin'y alalan'ny fitondrany fomba amam-panao vaovao. Resy lahatra izahay fa fivoarana no zava-dehibe indrindra mba hanomezana tolotra ara-piantohana mifanarakaa amin'ny filan'ny mpanjifa sy ny mpiara-miasa, sy enti-maanatsara ny fahaiza-manao. Ny tanonay dia ny hiaro ny mpanjifanay, ny fianakaviany, ny fananany eo anatrahan'ny fivadibadian'ny fiainana, amin'ny alalan'ny tolotra ara-piantohana tsara kalitao sy ny fiaraha-miasa akaiky amin'izy ireo mba hahafahana mihaino ny toro-hevitr'izy ireo sy mahatakatra ny filàny. Ary farany, izahay ny mitoky fa mampandroso ny fiainana ara-tsosialy sy ara-toe-karena eto Madagasikara satria resy lahatra izahay fa ny tranom-piantohana dia manana ny lanjany indrindra eo amin'ny fampiroborobona ny famianarana mitatam-bola, ny fahasalamana, ny fiarovana eo anatrahan'ny fiaraha-monina.