image

Fampidirana

Niorina tamin'ny 2014, Majungasaurus Mall dia foibe indostrialy, mihofa, mirefy manodidina 60.000m2. Ao an- tanànan'ny Mahajanga, morontsiraka andrefan'i Madagascar ity toerana ity ; ary ivo-toerana hoan'ny orinasa isan-karazany. Tamin’ny fandraisan’ny Vision Madagascar ny Sotema, orinasan-damba teo aloha, dia nanana hevitra ny hanovana ny toerana ho lasa ivo-toerana ara-barotra sy birao. Hetsika samihafa no hita ao amin'ity foibe indostrialy ity toy ny : fivarotana lehibe, tobim-piantsoana, birao, orinasa ny agro…

Majungasaurus Mall

image

Tanàn-dehibe 32 hektara miampy trano manodidina ny 60 hektara, Majungasaurus no toerana voalohany amin'ny morontsiraka andrefana no lasa foibe indostrialy sy ara-barotra ho an'ny mponina ao Mahajanga. Hita eoeo amin’ny 6 km latsaka miala ny seranan-tsambo, 9 km miala ny seranam-piaramanidina nasionalin'i Mahajanga ary manana fidirana mivantana amin’ny zotra RN4 mampifandray amin’ny any an-drenivohitra izy.
Manana tanjona ihany koa izahay, ny amin’ny fampidirana tafo mampiasa herinaratra amin’ny alalan ny herin’ny masoandro amin'ireo 60 hektara ny Majungasaurus Mall.

image

Ireo mpanofa sy mpiara miasa aminay

  •  Air Austral
  •  Access Banque Madagascar
  •  Alliance Française
  •  BMOI
  •  Boutique CB
  •  Canal +
  •  Codismag
  •  Ecole privée Arc-en-ciel
  •  Holcim
  •  Homeodisma
  •  IRD (Institut de recherche pour le développement)
  •  Ouest Sucre Namakia
  •  SOCTAM
  •  Shoprite
  •  Jumbo Score
  •  Green Impex
  •  Royal Impex

Adiresy

Majungasaurus Mall

Tanambao SOTEMA
amin’ny RN4
Mahajanga
Madagasikara
Tel. +261 32 11 737 36
Mail : kais.sa@visionmadagascar.com