Tonga soa eto @ Vima  

Niorina tamin’ny fitsipika fototra toy  ny firaisankinan’ny mpiara-miasa, ny fandraisana andraikitra ary ny fifanajana ny vondrona Vima.
Ireo soatoavina ireo no nahatonga ny Vima ho anisan’ny vondrona lehibe indrindra eo amin’ny fampandrosoana ny asa vaventy, ny asa fanampiana sy famatsiana, ary ny indostrian’ny hazo eto Madagasikara.