image

Ny Asany

VIMA Contsruction dia mirehareha @ fananganany ny iray amin'ireo vakoka manan-tantaran'i Madagasikara dia ny lapan'ny tanànan'Antananarivo tamin'ny taona 2010 sy ny tranon'ny "Ambassade" Afrika Atsimo ny taona 2007