image

Ny asa ataony

Hita any amin'ny morontsiraka Andrefana, tsy ho ela izahay dia handray ny vahiny amin'ny toerana iray fampivondronana ny Zavakanto, Tantara, Fiarovana ny tontolo iainana sy fahasalamana
Manana finiavana hanatratra izany tetikasa izany izahay amin'ny faran'ny taona 2026 farafahatarany
Ary tsy isalasalana ny ho vokatr'ireo ezaka vita nohon'ny fahavononana nasehon'ny mpiasan'ny Vision Madagascar nandritry ny 20 taona farany.