Nanomboka ny taona 2000

Fampidirana

Ny Vision Madagascar (ViMa) dia orinasa eto Madagasikara izay manana vina tokana dia ny hoe: “Hanangana Madagasikara vaovao”. Satria moa i ViMa dia mitoetra eo amin’ny ivon’ny Ranomasimbe Indiana koa noho izany ny tanjony dia ny handray anjara amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara amin’ny alalan’ny orinasany.

Ny Tantaran’ny orinasa

Tamin’ny taona 2000 ny ViMa no naorin’ny filohany Zouzar Bouka. Amin’ny maha-orinasa miasa amin’ny sehatra maro samihafa ny ViMa dia miasa amin’ny resaka fampanofana sy ny fivarotana trano na tany, ny sehatry ny hazo, ivontoerana fandraharahana, fiandraiketan-draharaha ary ny fividianana ary maro hafa koa. Ny resaka fampanofana sy ny fivarotana trano na tany no tena manana anjara toerana goavana amin’izao fotoana izao amin’ny alalan’ny ViMa Real Estate, ViMa Business Centers ary ny ViMa Majunga Hub izay orinasa mpamokatra.

ViMa no namaky lay ny fanaovana toerana itobian’ny asa fandraharaharana amin’ny toerana iray teto Madagasikara ary manana karazana mpanofa izay manan-danja tokoa toy ny masoivoho, fikambanana iraisam-pirenena ary ireo orinasa goavana

Raha amin’izao fotoana izao aloha dia ireto avy no hita ao anatin’ny ViMa:

Ho fanampin’ireo orinasa ireo dia tsy mitsahatra ny mamolavola tetikasa vaovao hatrany ny ViMa.

Vision Indian Ocean(VIO)

Founded in 2000, its chairman, Zouzar Bouka, aims to make of Vima a major player in the development of a new Madagascar,
country in which private companies contribute to improve Malagasy people’s quality of life.

In 2012, VIMA Group acquired two new strategic sites in the west coast of Madagascar:

The first land is a property of 32 hectares with 60 000 m2 of buildings allocated for commercial and industrial activities, and the second acquisition is a land of 2.5 hectares dedicated for fishing industry with a factory, a laboratory and a refrigerated storage area (6 tons /day).

The deep drive and enthusiasm men and women of the group give, fosters a real development that allows a higher achievement of large-scale projects every year.

The key success of Vima group lie in giving out all energy, know-how and expertise to produce irreproachable and satisfactory services to customers and partners.

Ireo isa manamarika

Ireo faritra rehetra eto MadagasikaraToeram-pisiana ara-jeografika

Ireo faritra rehetra eto MadagasikaraToeram-pisiana ara-jeografika

Songadina

Ireo orinasan'ny ViMa