Pejy fanolorana Asa atao Asa atao Vima Real Estate Vima Real Estate Fampahafatarana sy tarehimarika tsara ho fantatra Fampahafatarana sy tarehimarika tsara ho fantatra

Fampahafatarana sy tarehimarika tsara ho fantatra 

Vima Real Estate dia orinasa lohalaharana eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana sy ny fampivoarana momban’ny trano, manan-talenta amin’ny fampanofana birao.

Nampivoatra ihany koa ny trano natokana honenana, hivarotana ary hanaovana asa indostrialy.

Tompon-kevitry ny hoe « Business Park », Vima Real Estate dia nanome fahafaham-po an’ireo mpanofa tamin’ny nanaovany ny tontolo manodidina mahafinaritra na ho an’ireo olona miasa na mipetraka ao amin’io toerana io., ka nanaovany endrika rafi-trano voakaly sy narafitra mba hisian’ny fifamezivezena malalaka.
Manana ny toerany eo anivon’ny sehatra misy azy ny Vima real estate noho izy manaraka ny fenitra mifehy ny fiarovana izay mivoatra hatrany iantohan’ireo manam-pahaizana sy manana traikefa amin’izany.

Teny fohy

Tale Jeneraly : Zouzar Bouka                                                 

Adiresy :                                                                        
Explorer Business Park                                                           
BP 12 128                                                                                       
Ankorondrano                                                                              
101 Antananarivo –  Madagascar                                                            

Téléphone: +261 20 22 330 93 | 22 338 31
Fax: +261 20 22 338 32

E-mail: vima@vima.mg

Tarehimarika tsara ho fantatra

  • Isa: 25
  • Vola niditra 2009: 4 859 020 268,37 Ariary HT    
  • Toerana iasana: Faritany manerana an’i Madagasikara
  • Faritra ampiasaina : 20 160m² izay misy tahirin-tany mihoatra ny 100 ha
  • Taham-pahafenoana: 92%
  • Reny vola : 10 600 000 000 Ariary