Zava-bita
2011 : Asa fanamboarana ny trano heva ho efitrano fandraisam-peon’ny RTA – Antananarivo
2011 : Fanatsarana sy fanitarana ireo birao vaovao REGUS
2011 : Fanatsarana sy fanitarana ireo birao vaovao NOKIA SIEMENS
2010 : Asa fanamboarana ny foiben’ny MAURITIUS COMMERCIAL BANK- Antananarivo (EBP)
2010 : Asa fanamboarana ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo (Second œuvre)
2010 : Asa fanamboarana efitra fanampiny (lakozia, trano fidiovana, trano fiambenana) ZAIN - Antananarivo (EBP)
2010 : Asa fanatsarana ny Data room ZAIN - Antananarivo (EBP)
2009 : Asa fanatsarana ny banky BGFI - Antananarivo (EBP)
2009 : Asa fanitarana ny HÔTEL JOFFRE - Toamasina
2009 : Asa fanatsarana ny toeram-pitantanana vaovaon’ny ZAIN - Antananarivo (EBP)
2009 : Asa fanatsarana ny fitaovan’ny Agence Andranomahery BRASSERIES STAR - Antananarivo
2009 : Asa fanatsarana efitra, tafo, fitaratra ary lalan-drano SACIMEM - Antsirabe
2009 : Asa fanamboarana ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo (Gros œuvre)
2009 : Asa fandravana tao anatin’ny tokotanin’ny THB BRASSERIES STAR - Antananarivo
2009: Asa fanamboarana lampivato mirefy 960m2 sy asa fanandratana ampahan-tany Orinasa SIMA-Antananarivo
2008 : Asa fanamboarana sekoly miisa 5 + fanatsarana ivelany – Antananarivo et Antsirabe
2008 : Asa fanamboarana ny trano hevan’ny STAR - Mahajanga
(Cogénal)
2006 : Trano fonenanan’ny masoivohon’i Alzeria ao Ambatobe
2005 : Asa fanamboarana ny ambany rihana sy ny rihana 2 ao amin’ny toeram-pitantanan’ny Logistique Pétrolière – EBP Antananarivo
2005 : Asa fanatsarana ny masoivohon’i Norvezy sy Thaïlande – EBP - Antananarivo









