Asa atao
Vima Construction dia misahana sehatr'asa roa lehibe
Asa fanorenana (Fanatontosana asa vaventy - fandrindrana, lamin’asa ary fanatontosana « Tsy ankanavaka»)
- Trano mahaleotena mitambatambatra
- Trano : fonenana – birao – fivarotana – tranom-bahiny.
- Ho an’ny sarambabem-bahoaka : Fitsaboana – Fianarana – Biraom-panjakana.
- Laboratoara, trano fitehirizam-bokatra, orinasa vaventy.
- Fanamboarana sy fanatsarana.
Génie civil
- Orinasa vaventy.
- Fototra sy fametrahana andrin-jiro.
- Toby fanadiovan-drano.
- Toby fitehirizan-dasantsy.
- Lalan-drano sy siniben-drano.









