Pejy fanolorana Asa atao Asa atao Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra

Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra  

Mivelatra dia mivelatra ny varotry ny fitaovan-tserasera eto Madagasikara nandritry ny taona maromaro izay.

Niorina tamin’ny volana jolay 2005 ny Vima Com. Mampandroso sy mandray anjara eo amin’ny fampiasana ny fitaovan-tserasera amin’ny lafiny rehetra no tena imasohany ary ihany koa mivarotra ny fitaovana sy ny

kojakoja mety ilaina momba izany.

  • Daty nanorenana :22/07/2005
  • Asa atao :Fampandrosoana ny fitaovan-tserasera
  • Manana ny fahazoan-dalana : DATACOM (miandraikitra ny fampiasana VSAT eto Madagascar)
  • Reny vola : 2 000 000 Ariary