Pejy fanolorana Asa atao Asa atao Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra

Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra 

Tompon’ny ala kesika manara-penitra FSC (Forest Stewardship Council) 1 000 ha ao Moramanga , Vima WOOD INDUSTRY dia mikirakira ny hazo sy ny asa rehetra momba izany.
Ankoatr’izany, ny sampana dia manana toerana misy trano fonenana 6 mirefy 70 hatramin’ny 158 m²  sy trano fitehirizan’entana 3 mirefy 36 hatramin’ny 646 m².
Ny andraikitry ny Vima Wood Industry dia manapaka sy manodina kesika. Izany dia natao indrindra hamatsiana ny tobin’asan’ny Vima Construction amin’ny hazo harafitra hanamboarana trano.



Teny fohy

Tale Jeneraly : Zouzar Bouka

Adiresy :
Explorer Business Park
BP 12 128
Ankorondrano
101 Antananarivo – Madagascar

Téléphone: +261 20 22 330 93 | 22 338 31
Fax: +261 20 22 338 32

E-mail: vima@vima.mg

Tarehimarika tsara ho fantatra

Isan’ny mpiasa: 6
Vola niditra 2009: 171 507 109,00 Ariary
Toerana iasana : Moramanga
Faritry ny ala : kesika 1 000 ha
Reny vola : 2 341 600 000 Ariary