Tarehimarika sy daty tsara ho fantatra
Tarehimarika
- Isan’ny mpiasa 31 desambra 2010 : 193 mpiara-miasa
- Toerana iasana : Ny faritany rehetra manerananan’i Madagasikara
- Velaran-tanin’ny faritra ahofa: + de 25 000m²
- Velaran’ny tahiry momba ny tany (An-drenivohitra) : + de 60 hectares
- Velarana manontolon’ny faritra ananana eto Madagasikara : 59 hectares
- Sandam-pandraharahana amin’ny ankapobeny : 95%
Daty tsara ho fantatra
28/01/1991 Niforonan’ny Vima WOOD INDUSTRY
20/05/2000 : Niforonan’ny Vima REAL ESTATE
16/06/2004 : Niforonan’ny Vima HOSPITALITY
26/08/2004 : Niforonan’ny AGULHAS
Jan. 2005 : Fanohanana ny fikambanana Akamasoa hanasoavana ny fianakaviana malagasy
2005 : Asa fanorenana sy fanamboarana ny masoivoho Norvezianina - Antananarivo (Explorer Business Park – EBP)
2005 : Asa fanorenana ny toeram-pandraharahan’ny Logistique Pétrolière
22/07/2005 : Niforonan’ny Vima COM
2007 : Asa fanorenana ny masoivohon’ny Afrika Atsimo
2008 : Fanorenana sekoly miisa 5 sy fanajariana ivelany – Antananarivo sy Antsirabe
22/02/2008 : Niforonan’ny Vima SERV’
29/02/2008 : Niforonan’ny Vima CONSTRUCTION
Desambra 2010 : Fanolorana ny Lapan’ny tanànan’Antananarivo
2009 : Fanamboarana ny toeram-pandraharahan’ny banky BGFI – Antananarivo (EBP)
2009 : Fanamboarana ny toeram-pandraharahana vaovao an’ny AIRTEL – Antananarivo (EBP)
10/12/2010 : Fanohanana ara-bola ny Opéra Rock – Elakelatrano mikasika ny lohahevitra imasoan’ny Vima
Janoary 2011 : Fanombohan’ny tobin’asa REGUS
Febroary 2011 : Fiaraha-miombon’antoky ny VIMA sy Madagascar Mozarteum (fikambanana manohana ny musique classique)









