Pejy fanolorana Asa atao Asa atao Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra

Fampahafantarana sy tarehimarika tsara ho fantatra 

Na dia teo aza ny krizy nifanesy, dia mbola mijanona ho tany mahaliana ihany i Madagasikara, nosy mahagaga sy manintona. Mahasarika mpizahan-tany tia fihetseham-po mahery vaika sy toe-javatra tsy fahita. 

Ny mponina ao amin’ny nosy mena dia mbola mitoetra tanteraka ao anatin’ny fombafomba nolovainy tamin’ny fifangaroana hafa kely eo amin’i Asia sy Afrika.

Tamin’ ny taona 2004, ny vondrona Vima dia nahatsapa fa mahasarika mpizahan-tany maro i Madagasikara ka izany  no namoronany ny Vima Hospitality.

Teny fohy

Mpitantana : Zouzar Bouka

Adiresy :
Explorer Business Park
BP 12 128
Ankorondrano
101 Antananarivo – Madagascar

Téléphone : +261 20 22 330 93 | 22 338 31
Fax : +261 20 22 338 32

E-mail : vima@vima.mg

Tarehimarika tsara ho fantatra

  • Asa atao : Fanitarana sy fampandrosoana ny fandraisam-bahiny
  • Toerana eto Madagasikara : Nosy Be sy Anakao
  • Reny vola : 2 000 000 Ariary