Ny sampana
- Vima REAL ESTATE
Tompon’ny faritra midadasika miofa manontolo , ny Vima REAL ESTATE dia mifantoka amin’ny fampandrosoana sy ny fitantanana momba ny trano.
-
Vima CONSTRUCTION
Vima CONSTRUCTION, anisan’ny lohalaharana amin’ny fananganan-trano sy ny asa vaventy eto Madagasikara no nanatanteraka ny fananganana fotoana vitsy lasa izay ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo, trano lehibe manan-daza sy manan-tantara.
- Vima SERV’
Orinasa manampy ny mpanjifa amin’ny fividianana entana sy ny famatsiana.
Vima SERV’ dia mifantoka amin’ireto sehatra ireto: fividianana, famarotana, fanondranam-bokatra, fampidirana entana, famarotana kojakoja isan-karazany.
- Vima WOOD INDUSTRY
Tompon’ny ala kesika manara-penitra FSC (Forest Stewardship Council) 1 000 ha ao Moramanga , Vima WOOD INDUSTRY dia mikirakira ny hazo sy ny asa rehetra momba izany amin’ny alalan’ny orinasa : Satob sy Bois de Madagascar.
- Vima HOSPITALITY
Vima HOSPITALITY dia mikasa hanangana tsy ho ela toerana fandraisam-bahiny hanana ny lazany eto Madagasikara.
- Vima COM
Vima COM dia miandraikitra ny fandraharahana sy ny varotra mikasika ny fitaovan-tserasera sy ny kojakoja maro samihafa momba izany na ara-tariby na onjam-peo.
- AGULHAS
Orinasa misahana ny fividianana tany sy trano.









