Pejy fanolorana Asa fanasoavana Asa fanasoavana

Ankoatr’ireo asa aman-draharaha maro sahaniny hikatsahana endrika vaovaon’i Madagasikara, ny vondrona Vima dia maka ny toerana ho vondron’ny mpiray tanindrazana ary miaraka hatrany amin’izy ireo.

Ny fandraisany anjara amin’ny fanabeazana sy ny fampivoarana ny kolontsaina dia fomba iray ahafahany manampy amin’ny fanatsarana ny fari-piainana eto Madagasikara.

Nandritry ny taon amaro, ny vondrona dia manohana seho ampolony sy fikambana maromaro :  Ny comédies musicales « Le Roi Sage » sy «Elakelatrano »,  ny fikambanana Akamasoa, ny fikambanana Solidarité de Tananarive, Madajazzcar, ny fikambanana  Mozarteum…


 

Sosialy - Fanabeazana 

 

Kolotoraly